Fara Andriamampianina retweeted
🚨 **#Madagascar | Raharaha Ambohimalaza**
Tsy nahazo fahafahana vonjimaika i Bebe Razafindravony, araka ny vaovao voaray. Naverina any am-ponja izy, miandry ny fotoam-pitsarana manaraka.
#Madagascar #Ambohimalaza #Justice
Fara Andriamampianina retweeted
Emmanuel Macron a exfiltré Andry Rajoelina, mais il n’aime pas le président de #Madgascar. Il lui reproche d’être trop proche des Russes et de revendiquer la souveraineté malagasy sur les îles Éparses.
Fara Andriamampianina retweeted
A brave rancher braves the icy waters to save a trapped calf, while its helpless mother watches in distress. A moment of courage & compassion. ❤️
Fara Andriamampianina retweeted
Mahavariana 🥺 Toy izao ny endrik'ilay ondry 🥺
Ho voadio ihany koa ity zaza ity ary ho lasa mahafatifaty manomboka izao 🐑🫶
Fara Andriamampianina retweeted
🔴 Fiara tsy mataho-dalana iray no latsaka anaty rano raha niampita Baka tao Vavantenina; raha ny fantatra dia olana teo amin'ny kaly sy hisatra no nahatonga ny loza, tsy nisy ny aina nafoy.
Fara Andriamampianina retweeted
Český Krumlov… tanàna kely feno majika, toy ny ao anatin’ny angano. Mahafinaritra ny mijery azy, ary mangalatra ny fo ny hakanton’ny toerana tsirairay! ❤️
Fara Andriamampianina retweeted
Ny maraina mahafinaritra miaraka amin'ny fomba fijery mahafinaritra… fitahiana tsy manam-paharoa 🤍
Fara Andriamampianina retweeted
🔴 𝗡𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗼𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗴𝗮𝘁𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗼𝘀𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗧𝗲𝗹𝗲𝗳𝗲𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗻’𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼
Fara Andriamampianina retweeted
🇲🇬 MANANJARY | FITOKANANA NY TRANOBEN’NY JONO SY NY TOEKARENA MANGA
Notokanan’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kolonely Michaël RANDRIANIRINA, ny Tranoben’ny Jono sy ny Toekarena Manga eto Mananjary, Faritra Vatovavy.
Fara Andriamampianina retweeted
Istanbul dia tsy tanàna fotsiny, fa tantara iray manontolo. Tany feno lova sy hatsarana, mampiray kolontsaina sy kaontinanta. Tena mahavariana i Torkia! ❤️✨
Fara Andriamampianina retweeted
"MITAMBATAMBARA HANJAKANA"
Tsy hanaiky intsony isika
F'efa hita izao ny fika
Hoe: "Zarao mba hanjakana
Ireo vahoaka mihanahana.
Dia tambazo vola kely
Mba hidaroka sy hamely
Izay vahoaka sahy maninana
Mpitandro filaminana."
Fara Andriamampianina retweeted
Mitohy hatrany ny fanadiovana ny lakan-drano eny anelakela-trano eto an-drenivohitra izay tanterahin’ny Fikambanana Fanjiry tarihin’ny Vadin’ny Filohan'ny Fanavaozana.
Fara Andriamampianina retweeted
🔥 Voalaza fa nisy mpangala-jaza tratr(a) indray.
🔷 Nitrangana savorovoro tao amin’ny Fokontany Vohijanahary, ao Antsirabe io tolakandro io. Nisy mpangala-jaza tratr(a) indray.
Fara Andriamampianina retweeted
Efa mandeha tokoa ny ezaka amin'ny famahana ny olana amin'ny resaka Jiro eto Madagasikara.















