
Kaonty miaraka amin'ny Application Baiboly sy Fihirana Protestanta amin'ny Android | [email protected]
Madagascar
Joined January 2013
- Tweets1.3K
- Following105
- Followers210
- Likes12
Misy zavatra toa lazain'ny kristiana sasany ho marina, kanefa tsy nilaza izany mihitsy Jesosy
❌ Toy ny hoe: Manaova ny mety dia ho voavonjy ianao.
Tsia tompoko ! Tsy ny ezaka ataonao no hahavonjy anao, ary tsy hahavita hamafa ny otanao mihitsy ny fiezahanao.
1
41
🤍 Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra
🤍 Mamonjy ny tenin'Andriamanitra
🤍 Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo
🤍 Velona ny Tompo
🤍 Mitari-dalana ny Fanahy Masina
🤍 An'ny Tompo ny fahefana
❤️ Olomboaantso ny mpino
37
Rehefa mangataka hery sy tanjaka amin'Andriamanitra ianao, na mangataka herin-tsaina, herim-po, dia tsy izany no omeny anao, fa inona ary ?
👉 Enta-mavesatra, olana, fahasarotana....
Hainao amin'izay ny antony e ? Mahereza ary 💪
25
Hay ! Afaka taperina tsara mihitsy izany fakampanahy izany, na dia fotoana vitsivitsy fotsiny ary
🙏 Aza mitondra anay ho amin'ny fakampanahy, manafaha anay amin'ny ratsy
27
🤍 Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra
🤍 Mamonjy ny tenin'Andriamanitra
🤍 Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo
🤍 Velona ny Tompo
❤️ Mitari-dalana ny Fanahy Masina
16
Nipetraka fotsiny ve Jesoa rehefa avy nilaza ito teny ito? Tsia! Niasa izy avy eo.
Minoa, antsoy Jesoa hiasa eo amin'ny fiainanao. Avy eo, manaraha ny fombany sy ny fanaony 😉 Manaraha Azy 🥰
24
Isaky ny miaina mifoka rivotra amin'ny avokavokao ianao dia omen'Andriamanitra 2 minitra ahavelomana. Diniho 👀❤️
Manana tenin'Andriamanitra tsaroana foana ve ianao entinao miatrika ny hazakazakao mankany amin'ny fiainana mandrakizay?
9
Tadidinao moa fa Andriamanitra koa no nanamafy ny fon'i Farao? Tadidinao hoe ahoana no nihafarany? 🫣
12
🤍 Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra
🤍 Mamonjy ny tenin'Andriamanitra
🤍 Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo
❤️ Velona ny Tompo
1
7













